MITONIA - REKO (Official lyrics video)
Dinlemek / İzlemek İçin Dokunun
- / 5 0 kişi puan verdi
Puan ver:

MITONIA - REKO (Official lyrics video)

REKO
Türkçe Müzik - Türkçe Hiphop Rap - New Wave Trap Drill
28 Aralık 2020 Sanatçıya Dön
YouTube
Lyrics: Mitonia zanako fa eto aho. Reko avokoa ireo vavakao, Mihatra amin’ny aiko ny alahelonao. Mitrakà ianao, aza manahy fa eto aho. Matokia ahy zanako, F’izaho tsy hahafoy anao. Etsy ho fafako ny ranomasonao, Tsapako izay tsapanao. Tiako loatra ianao, indrindra aza adino fa eto aho. Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao, Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao. Aza manahy fa eto aho, Tsy avelako handeha irery ianao. Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy. Aza manahy fa izaho hitantana anao. Mitonia zanako fa eto aho, Ampianariko zava-baovao ianao, Ny hampatanjaka anao no anton’izao. Haiko fa marary nefa hanampy anao hanakaiky ahy. Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao, Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao. Aza manahy fa eto aho, Tsy avelako handeha irery ianao. Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy. Aza manahy fa izaho hitantana anao. #RekoBand #Andao #Mitonia Andao by Reko - Fy & His Band
Yorum yapmak için giriş yapın.
Henüz yorum yapılmamış. İlk yorumu sen yaz!
Müzik Kategorisi Canlı Sohbet Kök Kategori Ortak Oda
Tüm müzik kategorileri için merkezi canlı sohbet ve ses odası 24 Saatlik Geçmiş
Bağlanıyor... 0 Çevrimiçi
Sesli Sohbet
Kimse yok.
Çevrimiçi (0)
Mesajlar yükleniyor...